Mpikambana:DontoMG

Avy amin'i Hatsiklopedia

Hanketo: Fikarohana, karohy

[Ovay] Iza moa aho?

Izaho irery ihany no atao hoe DontoMG. Marihina mantsy fa misy eto amin'ny tranonkala eto olona izay mampiasa solonanarana mitovitovy amin'io solonanarako io ary manao usurpation d'identité. Olona mpamitaka iny ary aza mamaky izay commentaire-ny any amin'ny blaoginareo any, ary aza mitsidika ny sehatra perso-ny koa (http://dotmg.net). Ny site perso-ko (http://dontomg.free) dia tsy mandeha satria misy fiokoana iraisam-pirenena hanakatonana ny vavako tsy hiteny, ka any Corée du Nord irery ihany no afaka jerena io site io.

[Ovay] Ireo lahatsoratra nosoratako teto

* Fanontoloana
* Razoarimihaja Solofonantenaina
Fitaovana manokana
Voir et manipuler les données d'espace nominal (namespaces)
Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fikarohana
Fitaovana