Ankamantatra

Avy amin'i Hatsiklopedia

Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny ankamantantra dia anisan'ny nitaizan'ny Ntaolo ny taranany fahiny izany, miendrika lesona eo @ fiainana an-davan'andro izy io. Miendrika fanontaniana ny fomba fametrahana ny ankamantatra ary dia eo @ valiny matetika no somary 'sarotra' tadiavina. Endrika fanabeazana izy izany!

Fitaovana manokana
Voir et manipuler les données d'espace nominal (namespaces)
Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fikarohana
Fitaovana